GLOBAL MONEY WEEK: MVola aux côtés des jeunesÀ l’occasion de la Global Money Week, du 18 au 23 mars 2025, MVola a renouvelé son engagement en faveur de l’éducation financière des Malagasy, notamment les jeunes. Sous le...
5 volana mahery izay no niatrehan’i Madagasikara ny valan’aretina Covid-19. Iray tamin’ireo antony nanaparitaka io valan’aretina teto amintsika ny fiara fitateranam-bahoaka raha ny voalazan’ny Filoham-pirenena nandritra ny tafa nataony tamin’ny
Samy manao izay ho afany avokoa ny rehetra amin’izao ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus eto amintsika izao, na ny fitondram-panjakana izany na ihany koa ireo sehatra tsy miankina. Raha ho
Maro ny adidy aman’andraikitra sahanin’ny mpitandro filaminana na eo anivon’ny firenena izany na eo anivon’ny fiaraha-monina indrindra amin’izao ady amin’ny valan’aretina Covid-19 izao. Mifanerasera mivantana amin’ny olona maro, mirotsaka an-tsehatra
Ao anatin’izao vanim-potoana sarotra mikasika ny ady amin’ny Covid-19 lalovan’ny firenentsika izao dia ilaina ny fifanohanana sy ny firaisan-kinan’ny rehetra
Fotoana hifanomezan-tanana sy hiraisan-kina izao. Ankoatra ny famokarana zava-pisotro, isan’ny nahafantarana ny orinasa Star nandritra izay taona maro nijoroany izay