COMMUNIQUE DE PRESSE:Suite à l’annonce dans la presse le jeudi 14 novembre de l’intention de la Direction Générale des Impôts d’introduire une taxe de 0,5 % sur le montant des transactions mobile...
FIAROVANA NY ALA HONKO: Hiara-misalahy ny MEDD sy ny IMC ary ny MCF avy any ChineHo fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny IMC...
Teo anelanelan’ny toana 2019 sy 2020, ny TikTok, Facebook ary ny Instagram no tambazotran-tserasera be mpampiasa indrindra eto Madagasikara. Araka ny tarehimarika avy amin’ny Ecpat France, nahatratra 49.461 ny sary
Isan’ny sivana hahazoana ny « Certification ISO 9001:2015 » ny fomba fandraisana ny mpanjifa, ny fitsaboana ny biby sy ny fanafody, fitaovana, ny fahadiovana, ny akora ampiasaina ary mandalo dingana maro toy
Misokatra amin’ireo mpiasan’ny Ministera iandraiketany ny varvarany, hoy ny Minisitra Vaovao Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’asa. Ny vokatry ny ezaka no ifampitsarana, hoy izy fa tsy ny sahoan-dresaka voizina etsy
Fotodrafitrasa maro no nilàna fanarenana sy fanavaozana nanomboka tamin’ny 2016, taona izay nahavoatendry ho Talen-tsekolin’ny EPP III Hangar Antohomadinika an’i
Taorian’ny nandanian’ny Solombavambahoaka tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana ny alakamisy ny 14 desambra 2023 tety amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Tolo-dalàna
Mihoatra ny 88 tapitrisa ny sary mamoafady miparitaka amin’ny tambazotra-tserasera maneran-tany raha ny atontan’isa voaray, raha ny atontan’isa faramparany ho