Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

TAOM-PIANARANA 2023-2024 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Antsirabe I

    TAOM-PIANARANA 2023-2024 : Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao Antsirabe I

« Fanabeazana ho an’ny rehetra sy tsara kalitao, antoky ny fampandrosoana ny firenena« , izany no lohahevitra nentina nanamarika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana 2023-2024 teto Madagasikara. Tao amin’ny kianja

Lire l'article

TEKFUTURA finalise avec succès l’élaboration des référentiels de 9 métiers techniques : Une avancée majeure pour la formation à Madagascar

    TEKFUTURA finalise avec succès l’élaboration des référentiels de 9 métiers techniques : Une avancée majeure pour la formation à Madagascar

Ce 10 août, c’est au CCI de Fort Dauphin qu’a eu lieu la cérémonie officielle de restitution des référentiels de 9 métiers techniques par TEKFUTURA à QMM Rio Tinto. Ces

Lire l'article

FIPARITAHAN’NY FAKO PLASTIKA : Loza mihatra hoan’ ny tontolo mananaina

    FIPARITAHAN’NY FAKO PLASTIKA : Loza mihatra hoan’ ny tontolo mananaina

Nanatanteraka fihaonana sy fizarana, andiany faharoa, ho an’ny mpanao gazety, antsoina hoe » Le rendez-vous de REMAPSEN » ny REMAPSEN Madagascar sy ny holafitry ny mpanao gazety, ny Zoma 28 jolay lasa

Lire l'article

CUA-« LECTURE EN RIRE » : Famakiana boky amin’ny endrika fampihomehezana

    CUA-« LECTURE EN RIRE » : Famakiana boky amin’ny endrika fampihomehezana

“Anjara andraikitray eto amin’ny tanànan’ Antananarivo ny mampivelatra ny mpisehatra sy manome fialamboly ,fanitaran-tsaina, ny vahoaka tantanina. Izany hoe, manelanelana ny mpisehatra sy ny vahoaka ”, hoy ny Lehiben’ny Sampandraharaha

Lire l'article

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Manome lanja ny teny malagasy sy ny fialamboly

  KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Manome lanja ny teny malagasy sy ny fialamboly

Ho famerenana ny hasin’ny teny sy ny lalao malagasy, ho fampivoarana ny vaky boky. amin’ny alalan’ny haikanto sy kabary. Mikarakara

Lire l'article

VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

  VONDRON’NY MPAMPIASA SY MPAMPIASA: Tsy mitombona ny fitokonan’ny mpiasan’ny CNAPS

Isan’ny mandray anjara feno amin’ny fandrotsahana vola ao amin’ny CNAPS ny Vondron’ny mpampiasa, manoloana ny fitokonana lavareny izay tanterahan’ireo mpiasan’ny

Lire l'article

TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

  TEACH FOR MADAGASCAR: Hifarimbona amin’ny fanatsarana ny kalitaom-panabeazana eto Madagasikara

Tetikasa niforona tamin’ny taona 2014 ny Teach for Madagascar na TFM ary lasa ONG kosa ny taona 2021, fikambanana izay

Lire l'article

SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

  SEKOLIM-PANJAKANA AO AMPANEFY : Betsaka ankizy te hianatra saingy tsy ampy mpampianatra sy dabilio

Tandindomin-doza ny fanabeazana fototra. Mampitaraina ny tompon’andraikitra eo anivon’ny EPP Isaingy ao amin’ny Kaominina Ampanefy, Distrika Atsimondrano ny tsy fahampian’ny

Lire l'article

FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

  FIKAMBANANA FITSINJO: Hifantoka amin’ny fanangonana atontam-baovao maripototra sy mangarahara

Isan’ny mamelona fianakaviana maro indrindra amin’iny faritry ny sisin-dranomasin’i Madagasikara iny ny sehatry ny jono, miantoka ny fidiram-bola sy ny

Lire l'article

FIKAMBANANA AHMADIYYAH : Nanolotra sakafo ho an’ny fianakaviana manodidina ny 4.000

  FIKAMBANANA AHMADIYYAH : Nanolotra sakafo ho an’ny fianakaviana manodidina ny 4.000

Araka ny andininy faha-2 ao amin’ny Didim-panjakana laharana faha- 2023-007 tamin’ny 2 Febroary 2023 mamaritra ny andro tsy fiasana nefa

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930