COMMUNIQUE DE PRESSE:Suite à l’annonce dans la presse le jeudi 14 novembre de l’intention de la Direction Générale des Impôts d’introduire une taxe de 0,5 % sur le montant des transactions mobile...
FIAROVANA NY ALA HONKO: Hiara-misalahy ny MEDD sy ny IMC ary ny MCF avy any ChineHo fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny IMC...
Manodidina ny 74 isan-jato ny mponina 25 tapitrisa eto Madagasikara no miaina ao anaty fahantrana raha ny tatitry ny fanadihadiana MICS farany izay nivoaka. Miteraka tranga maro anefa io fahantrana
Raha efa tamin’ny taona 2016 no niforona teto Madagasikara ny fivondronan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy na ny GTPS (Groupe Thématique de la Protection Sociale), hamafisina indray izany ankehitriny tamin’ny
Tsy fahitan-tory, fahasemporana, tsy fifantohana, ireo no isan’ny voka-dratsy ara-batana ateraky ny fitaintainana na ny tebiteby. Izany indrindra no nahatonga ny Holatry ny psikology eto Madagasikara nisafidy io lohahevitra io ary
Andry iankinan’ny fikarakarana ao an-tokantrano amin’ny ankapobeny ny renim-pianakaviana, maro ny adidy aman’andraikitra sahaniny eo anivon’ny ankohonany sy ny fiaraha-monina