COMMUNIQUE DE PRESSE:Suite à l’annonce dans la presse le jeudi 14 novembre de l’intention de la Direction Générale des Impôts d’introduire une taxe de 0,5 % sur le montant des transactions mobile...
FIAROVANA NY ALA HONKO: Hiara-misalahy ny MEDD sy ny IMC ary ny MCF avy any ChineHo fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny IMC...
Hisorohana ny fitobahan’ny fako eny rehetra eny ka mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana mitarika tsy fahasalamana, nanapa-kevitra ny Kaominina Ampitatafika miaraka amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy fa hiroso amin’ny fanodinana izany ho
Tsy voatanisa ireo voka-dratsy ateraky ny fiparitahan’ny fako eny rehetra eny tahaka ny fahalotoan’ny tontolo iainana, aretina isan-karazany. Raha ny eto Antananarivo manokana, manodidina ny 30 taonina isan’andro ny fitambaran’ny