GLOBAL MONEY WEEK: MVola aux côtés des jeunesÀ l’occasion de la Global Money Week, du 18 au 23 mars 2025, MVola a renouvelé son engagement en faveur de l’éducation financière des Malagasy, notamment les jeunes. Sous le...
Anisan’ny mampitaraina ny ray amandrenin’ny mpianatra amin’izao iray volana tsy ahatongavana amin’ny fidirana izao ny fahalafosan’ny kojakoja rehetra amin’ny fitaovam-pianarana, manginy fotsiny ny fisondrotan’ny saram-pianarana sy ny fisoratana anarana. Vokany,
Isan’ny olana goavana lalovan’ny tantsaha eto amintsika ny tsy fananana fitaovana mifanaraka amin’ny fenitry ny fambolena sy fiompiana ary ny asa tanana, eo ihany koa ny eo amin’ny lafiny teknika.
« Mianiana aho fa hanantanteraka antsakany sy andavany ny andraikitra apetraky ny fanjakana amiko, ka hiasa am-pahamendrehana sy am-pahamarinana ary hitandro mandrakariva ny tombontsoan’ny daholobe ao anatin’ny fanajana ny lalam-panorenana
Mila fanohanana ny Autisme eto Madagasikara. Notanterahana ny talata 13 Jolay lasa teo ny fifanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa teo amin’ny Filohan’ny
Iray tamin’ireo 100 mahery nandray anjara tamin’ny fifaninana WikiChallenge izay nokarakarain’ny Fikambanana Wiki In Africa i Madagasikara tamin’ity taona ity.