Je décline toute responsabilité quant aux conséquences possibles de mon compte FB Haja Nirina Journaliste, restant piraté encore jusqu’au moment où je rédige la présente information. Travail en ligne suggeré
Sportives & Culturelles

« Haresaka i Toamasina », izay no azo hamehezana ny hetsika goavambe izay karakarain’ny Makua Entertainment sy ny Telma Madagascar antsoina hoe: « Makua festival music ». Nambara tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny alalan’ny tafa

Position, Solide, Trop parler, Bolingo, ireo no isan’ny hira nahafantarana an’i Franglish. Mpanakanto vahiny mivoy ny hira amin’ny fiteny frantsay sy anglisy miaraka ny tenany ary efa nampiara-peo tamina artista

Ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpanjifany, ny Startimes miaraka amin’ny Gasystar dia manolotra zava-baovao goavana indrindra ho an’ireo mpitia fanatanjahantena. Hahazo tombony manokana ireo mpankafy baolina kitra satria ho ampitaina

« Roboky hatia, ediky fahalainy », no lohahevitra nosafidiana mabdritra ny hetsika ara-kolontsaina goavana antsoina hoe: « Festival Sobahya ». Araka ny nampahafantarina tamin’ny

Raha ny « ticket place » no nahafantaran’ny olona ny orinasa Manoova hatramin’izay, dia efa misy ankehitriny ny « application » vaovao novokariny izay

Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo

Notanterahana teny amin’ny Andraharo ny tolakandron’ny alakamisy 2 Mai ny fampahafantaran’ny Federasiona Malagasy misahana ny Baolina kitra na ny FMF

Moniteur de Padel depuis 2014, et joueur depuis 2008, le coach international français basé en Espagne, Julien Bondia, est à