Isan’ny reharehan’ny faritra na toerana iray ny fananana toerana manokana hanaovana fanatanjahantena manaraka ny fenitra takiana amin’ny fandraisana fifaninanana ary ihany koa ahafahan’ny tanora mampivelatra ny taranjany. Ho an’ny mponina
Sportives & Culturelles

Lanonana roa sosona no hankalazaina any Nosy Be amin’ity taona ity mandritra ny hetsika ara-koltoraly iraisampirenena « Festival Somaroho ». Hotanterahana ny 02 ka hatramin’ny 13 Aogositra 2023 izany raha

Isan’ireo firenena miisa 19 handray anjara amin’ny amin’ny tompon-daka maneran-tany amin’ny taranja Basketball «FIBA 2023» ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay lehilahy U19, fifaninana izay hotanterahana any Hongrie. Iray vondrona amin’ny Etazonia,

Le coach Rakotondrabe Romuald Félix, dit Roro est désormais nouvel ambassadeur de Telma Madagascar. Telma, partenaire principal et primordial du

Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny fampahafantarana ny hetsika ara-panatanjahantena sy ara-koltoraly antsoina hoe : « Dola beach » izay hotanterahana eo

Raha tany Mahajanga ny andiany voalohany, Tolagnaro kosa no nandray ny andiany fhharoa tamin’ny Telma semi-marathon, Antananarivo kosa no hanatontosana

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny

Concrétisation ! Telle reste la suite logique de l’atelier de renforcement des capacités des professionnels des médias sur la couverture