Ny tanjona amin’ ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny Faritra hitety ny tapany atsimon’ny Nosy ny fanomezan-danja ny fampandrosoana ifotony sy ny fampiroboroboana ny diplomasia ara-toekarena ary ny fampandraisana Anjara ireo
Toutes les actualités


Manana ny lazany sy ny tanjany eo amin’ny fivoizana ny gadon-kira mafana i Dadi Love, mpanakanto malagasy anisan’ny be mpakafy eto Madagasikara. Voafidy ho ambasadaoro eo anivon’ny Telma ny tenany

Efa manodidina ny 10 tapitrisa ankehitriny ny mpanjifa MVola manerana an’i Madagasikara, tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny orinasa hanomezana fahafaham-po

Diabe mirindra manodidina ny tanàna an’Ambatondrazaka hiarahana amin’ireo mpiangaly vakodrazana sy fikambanana maro samy hafa ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro

Mba hamaliana ny hetahetan’ny mpanjifan’ny Telma, nosokafana ny Telma shop etsy amin’ny Dyve Garden Anosivavaka Ambohimanarina. Telma shop faha-31 eto

Andro 4 no nivondronan’ireo orinasa sy mpandraharaha ara-toekarena teny amin’ny Hazovato Expo Tanjombato, nandritra ny hetsika iraisampirenena FIM na Foire

Isan’ny reharehan’ny faritra na toerana iray ny fananana toerana manokana hanaovana fanatanjahantena manaraka ny fenitra takiana amin’ny fandraisana fifaninanana ary

Ho fiaraha-mientan’ny sehatra tsy miankina sy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovainjafy ny amin’ny fandrakofana