Isan’ireo tranoheva manodidina ny 360 mandray anjara eny amin’ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) amin’ity taona 2023 eny amin’ny Hazovato Forello Expo Tanjombato ny Air Mauritius. Haharitra 4 andro ny
Toutes les actualités

Fotoana iray hihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra na miankina na tsia ny Foire Internationale de Madagascar na FIM izay miditra amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona ity. Tahaka ny isan-taona, eny amin’ny

Hotanterahana eny amin’ny Novotel Alarobia ny sabotsy 21 Mey ho avy izao manomboka amin’ny 7 ora hariva ny fampisehoan’i Fary izay hampitondraina ny lohahevitra hoe: « Aime-moi, si tu peux

Lanonana roa sosona no hankalazaina any Nosy Be amin’ity taona ity mandritra ny hetsika ara-koltoraly iraisampirenena « Festival Somaroho ».

Manan-danja sy tantara ho an’ny mpino silamo rehetra ny famaranana ny volana Ramadan na « Eïd el-Fitr ». Niavaka ny fankalazana ity

Le lancement des initiatives ambitieuses après une phase de conceptualisation et d’ingénierie de Rio Tinto QMM et FMFP a eu

« Jacques Rabemananjara œuvre poétique », io no lohatenin’ilay boky nosoratan’i Dominique Ranaivoson, mpanoratra sady mpampianatra mpikaroka. Tonga eto Madagasikara ny tenany