Tafiditra ao anatin’ny veliranon 13 an’ny Filoham-pirenena ny fisitrahan’ny malagasy rehetra fanabeazana tsara kalitao. Hanatrarana izany, manolotra fanofanana mpampianatra voaray ho mpiasam-panjakana ny fitondrana amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena. Natomboka tamin’ny
Toutes les actualités
Manodidina ny 77 isan-jato ny mponina eto Madagasikara dia miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny atontan’isa voaray. Ezaka goavana ny hampihena io tarehimarika io amin’ny alalan’ny PPAB na
Notanterahana teny Antaninarenina ny alakamisy 15 aprily ny famaranana ny tetikasan’ny SOS Villages d’Enfants izay antsoina hoe : « QUAPEM » na Qualité de l’Acceuil en Protection de l’Enfance à Madagascar ho
Nanatanteraka fisafoana teny amin’ny tsena Mahamasina, Anosibe ary Tanjombato ny teo anivon’ny ministeran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana izay notarihan’i Ministra Edgard Razafindravahy niaraka tamin’ireo mpiaro
12 Aprily, andro hanamarihana ny andro manerantany ho an’ny ankizy mirenireny an-dalambe, « Izaho dia ankizin’ny lalana dia maniry mba
Na dia teo aza ny krizy iraisampirenena nitranga izay nampitaraina ireo mpandraharaha ara-barotra malagasy ka tsy nahafahan’izy ireo nihetsika nandritra
« Miaraka anaty fahasamihafana ho fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo », io no teny filamatry ny Profesora Randrianasolo Rivoarison, kandida ho Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo. Tsiahivina
Tafiditra tanteraka ao anaty tondrozotran’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fizahantany ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara. Ampinga iray