Efa mihamahazo laka eto Madagasikara ny finoana Silamo. Maro no mihevitra azy ho fivavahan’ny fampihorohoroana. Ny atao hoe : “Islam” anefa dia midika hoe: “fivavahana feno fiadanana sy feno fandriam-pahalemana”.
Toutes les actualités
Amin’ny maha Fiarahamonin-pirenena misehatra manokana momba ny fanatsarana ny fitananana ny harena an-kibon’ny tany sy ny solika eto Madagasikara ny OSCIE (Organisation de la Société Civile sur les Industries Extractives),
Tsy vitsy ireo mitaky ny fampidirana ny kodiaran-droa ho fitanteram-bahoaka eken’ny fitondrana eto an-drenivohitra. Maro ny fitaovam-pitanterana eto Madagasikara,ary efa mivoatra sy manaraka ny toetr’andro izy ireny. Isan’ny ahitana ireo
Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetim-pirenena izao dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny eo anivon’ny EMMO-NAT teny amin’ny
Nanatanteraka fialamboly ho an’ny ankizy miisa 21 ny association enfants Antananarivo, AEA sy ny ONG Merci. Ny sabotsy 19 Jiona