Manerana an’i Afrika no hanatanterahana ny fifaninana tetikasa izay karakarain’ny Orange nampitondraina ny anarana hoe: Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient na POESAM. Raha ny teto Madagasikara
Toutes les actualités
Tafatsangana ny marainan’ny 8 Jiona teo ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, fokontany Loharanombato izay manana ny birao fiasany ao Ambohikely. Nambara ofisialy ary fa APHL, na
Efa ho ELD na “employé à longue durée” ireo mpiasa 36 ECD na « employé à courte durée » an’ny Ministeran’ny
« Beyond all you are mine », fanambarana feno hafaliana manoloana ny ho avy manjavozavo. Hatraiza ny fetra! Hanao ahoana ny ampitso »,
Fahaverezan’asa, tsy fahampian’ny karama, ireo no isan’ny olana goavana mianjady amin’ireo mpiasa an’arivony eo amin’ny sehatry ny fitaterana an’habakabaka amin’izao
Araka ny fampitam-baovaon’ny seraseran’ny missionnaires de la paix na MIP, ny alatsinainy 17 mai. «Nandeha nanatitra balahazo iray gony ho
Kristianina tokoa tsy manda fanomezana! “Savony, vary, sira, paty, lamba firakotra. Ireo no fanampiana azonay tamin’ny Fivavahana Silamo amin’izao vita