« Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo taona izany; dia nandroso ny Tenin’Andriamanitra ary nihamaro indrindra ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema » Lev 25:11 – Asa 6:7 no teny faneva hoentin’ny Fikambanana
Toutes les actualités
Nisesisesy tamin’ity herinandro ity ireo karazana fanambarana notanterahan’ireo antoko poilitika, olom-boafidy, fikambanana sy vovonana samy hafa mikasika ny fahitana ny toe-draharaha eto amintsika izao. Ho an’ny Vovonana Isika Fikambanana miara-dia
Maro amin’ny tanora no sahiran-tsaina amin’ny fitadiavana fianarana aorian’ny nahazoana bakalorea. Misy ny hetsika « Salon de l’étudiant – spécial rentrée 2021 » eny amin’ny Lapan’ny tanora sy ny fanatanjahantena Mahamasina mandritra
Eny amin’ny Lapan’ny tanora sy ny fanatanjahantena indray no hifamotoana ireo sekoly ambony sy ny mpianatra manana bakalorea noho mihoatra amin’ny alalan’ny hetsika lehibe izay karakarain’ny Madajeune antsoina hoe :
Hetsika iray ahafahan’ny tanora mifanakalo hevitra amin’ny matihanina ny Café Thé-matique an’ny oniversite tsy miankina ESTIIM’. Miovaova isaky ny Café
Manana anjara toerana lehibe eto amin’ny firenena ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM. Noho izany dia tsy mitsahatra
Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive)
Raha vao migadona tahaka izao ny volana febroary dia ao an-tsaina avy hatrany ny fetin’ny mpifankatia izay marihana isaky ny
Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho