Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit) ny amin’ny fanampiana amin’ny fampivelarana ara-pahaiza-manao nomerika tanora 20 000 farafahakeliny ary hamorona
Toutes les actualités

“Indro havaoziko ny zavatra rehetra!”. Io no mahalaza ny fanamboarana tanteraka hatrany ifotony indray ny trano fivarotana hani-masaka eo Ambodifilao. Araka ny fampitam-baovaon’ny tomponandraikitra mpanangana indray an’ny Zaimaika Analakely, na

Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana traikefa noho ny tsy fahampiana na koa tsy fisian’ny fiofanana

Hatramin’izay 18 taona nijoroan’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management izay, tsy nitsaha-nivoatra ny kalitaon’ny tontolon’ny fampianarana ao aminy. Ny alarobia 23 desambra teny amin’ny CCI

Notanterahana ny alatsinainy 21 desambra lasa teo teny amin’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly (PAC) ny raharaha fanodikodinam-bola sy fananan’ireo teratany

« Raha ny tsiliontsofina, hatsangan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny vaomiera misahana ny karatry ny mpanao gazety matianina. » Io no