Anisan’ny fanambin’ny Ben’ny Tanana ankehitriny, Naina Andriantsitohaina ny fanarenana sy ny fanatsarana ny Zaimaika. Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny fanohizana ny fanamboarana azy io, raha niato nandritra ny fihobohana.
Toutes les actualités

Hetsika ara-toekarena hanairana an’ireo mpandraharaha Malagasy rehetra hampisongadina ny vokatra vita Malagasy no tanjon’ny foara manomboka ny faha-17 an’ity volana ity. Nampintaina tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Relais D’Ivandry Alarobia,

Loza mitatao, misy fiatraikany ratsy mivantana amin’ny andavanandron’ny malagasy ny fahasimban’ny tontolo iainana ateraky ny loto, ny setroka, ary indrindra ny fandripahana ny ala. Ka iray amin’ireo sehatra 4 iadidian’ny

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana ny vaky boky satria mampitombo ny fahalalana sy mamparanin-tsaina ny ankizy indrindra ho an’ireo eny anivon’ireny sekoly ambaratonga fototra (EPP) ireny. « Tsy mba

« Tonga misoratra anarana izahay mba tsy ho voaroaka amin’ny toeram-pivarotanay”. Hoy i Tafita Razafimahefa, raim-pianakaviana iray anisan’ireo nandray anjara tamin’ny

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy 30 Novambra 2020 ary hitohy hatramin’ny 29 Janoary 2021 amin’ny 5 ora hariva ny fandraisana ireo

Notontosaina teny amin’ny Les Colonnades Bypass ny tontolo andron’ny sabotsy 28 Novambra lasa teo ny andiany voalohany tamin’ilay hetsika antsoina

Eo anelanelan’ny volana Desambra hatramin’ny Febroary no vanim-potoana fanararaotan’ny mpivarotra hampiakarana ny vidin’entana eny an-tsena indrindra ireo ilaina amin’ny andavanandro

Elaela tsy nifankahita mivantana tamin’ny mpankafy azy ny tarika Ambondrona noho ny fisian’ny fihibohana nandritra ny volana maromaro. Manam-baovao lehibe