Tovolahy iray voalaza fa nanendaka sy nisoloky mpitondra taxi vao izao no nitangoronan’ny mpandeha an-tongotra teo ambony tetezan’ny Behoririka. Nogiazan’ilay mpamily sady nofihininy mafy tahaka ireny mpifankatia tao anaty fiarakaretsaka
Toutes les actualités
Taorian’izay krizy ara-pahasalamana natrehan’i Madagasikara amam-bolana maro izay, isan’ireo nisedra fahasahiranana goavana ny mpandraharaha madinika. Izany indrindra no nahatonga ny INSCAE (Institut National des Sciences Comptables et de l’Admininistration d’Entreprises)
Fahaverezan’asa sy fihariana, olana ara-panabeazana, tsy fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno, ireo no santionan’ireo fiatraikan’ny hamehana ara-pahasalamana amam-bolana maro nateraky ny valanaretina Covid-19 teo amin’ireo olona manana fahasembanana sy
Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny zaza malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana
Fikambanana iray izay mampivondrona ireo fikambanam-behivavy avy amin’ny fiaviana rehetra mihetsika eto Madagasikara ny CNFM (Conseil National des Femmes de
« Isika rehetra miara-mandroso », io no teny filamatry ny AJMA na Association des Jeunes Maires Analamanga. Fikambanana izay ivondronan’ireo Ben’ny Tanàna
L ‘ Acutis sera béatifié à la basilique papale de St. Le cardinal Giovanni Angelo Becciu, préfet de la congrégation