Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

    ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

Taorian’ny fandanian’ny teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny hetra ho an’ny labiera dia tsy niandry ela fa nampidina avy hatrany ny vidin’ny zava-pisotro « THB » amin’ny tavoahangy 65cl ho 3.000 ariary

Lire l'article

ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

    ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny tompon’andraikitra teo anivon’ny JIRAMA ny zoma 3 Jolay izay notanterahana teny amin’ny foibeny Ambohijatovo ambony mikasika ny olana faktiora nampimenomenona sy nampisavorovoro ny

Lire l'article

TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

    TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

Tsy mitsahatra ny mivoatra hatrany vokatra sy ny tolotra omen’ny Telma Madagascar ho an’ny mpanjifa hatramin’izay taona maro nijoroany izay. Ankehitriny, efa misitraka ny tambazotra antsoina hoe: « 5G Ready » an’ny

Lire l'article

ANTANANARIVO-TOAMASINA-MORAMANGA: Olona 600.000 no hisitraka ny « Avotr’aina » ao anatin’ny telo volana

    ANTANANARIVO-TOAMASINA-MORAMANGA: Olona 600.000 no hisitraka ny « Avotr’aina » ao anatin’ny telo volana

Notanterahana ny talata 30 Jona teny amin’ny Parvis Analakely ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « Avotr’aina » izay miompana indrindra eo amin’ny sehatry ny rano sy ny fidiovana. Fantatra nandritra

Lire l'article

VOLANA JONA 2020: Nanamarika ny iray volan’ny ankizy isika eto Madagasikara

  VOLANA JONA 2020: Nanamarika ny iray volan’ny ankizy isika eto Madagasikara

« Ankizy misitraka ny zony, antoky ny ho avy mamiratry ny Firenena », io no lohahevitra noentina tamin’ity iray volan’ny ankizy nandritra

Lire l'article

ANCIEN ET NOUVEAU MODELES A LA FETE DE L’INDÉPENDANCE ANALAKELY : Les invités et les téléspectateurs s’intéressent à la cadillac de Tsiranana et aux motards gasycar

  ANCIEN ET NOUVEAU MODELES   A LA FETE DE L’INDÉPENDANCE  ANALAKELY : Les invités et les téléspectateurs s’intéressent  à  la cadillac de Tsiranana et aux motards gasycar

2 et 4 roues motrices ! Telles sont les grandes surprises du jubilé du 60ème anniversaire du retour de l’indépendance

Lire l'article

ESTIIM’ MIZARA ARENDRINA: Olona sahirana manodidina ny 100 nozaraina fanomezana

  ESTIIM’ MIZARA ARENDRINA: Olona sahirana manodidina ny 100 nozaraina fanomezana

Isan’ireo tetikasa tanterahan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ isan-taona ny antsoina hoe: »ESTIIM’ mizara arendrina » rehefa volana Jona hanamarihana ny fankalazana

Lire l'article

GAZETY MANKALAZA NY FAHA-6 TAONANY : IREO FAHATSIAROVANA REHETRA TATO AMIN’NY MADATOPINFO

  GAZETY  MANKALAZA NY FAHA-6 TAONANY : IREO FAHATSIAROVANA REHETRA TATO AMIN’NY MADATOPINFO

Indro atolotra mba hialana voly ireo kisampotsampona tadidy. Tadidiko raha ny iray tamintsika mpanao gazety no nantsoin’i Ref Chef tao

Lire l'article

IVONTOERANA KINTANA AMBATOMENA: Afaka mandray marary miisa 10 manomboka izao

  IVONTOERANA KINTANA AMBATOMENA: Afaka mandray marary miisa 10 manomboka izao

Laharam-pahamehana ho an’ny Fondation Akbaraly ny olona marefo nandritra izay 12 taona izay indrindra ny fitsinjovana ny reny sy ny

Lire l'article

ESTIIM’: L’inscription à la formation à distance est encore ouverte

  ESTIIM’: L’inscription à la formation à distance est encore ouverte

 Présentation de la formation à distance La formation à distance organisée par l’ESTIIM’ est destinée aux étudiants titulaires d’un

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930