Tsy ho latsa-danja amin’ny Festival Somaroho isan-taona ny amin’ity taona ity. Vonona ny hanome fahafaham-po ho an’ny mpakafy ny tarika Wawa mandritra ny Somaroho 2023 izay nampitondraina ny anarana hoe:
SOMAROHO OCEAN INDIEN: Hiavaka ny fanamarihana ny faha-10 taonany
Mariky ny kolontsaina malagasy no sady loharanon’ny aingam-panahy maharitra ho an’ny mpanakanto omaly sy anio ny lamba. Mifandran-dalana amin’izany ny fampirantiana izay mitranga eny Hakanto Contemporary, Alhambra Gallery Ankadimbahoaka izay
Mandalo sivana miisa 5 ny fahazoana ny mari-pankasitrahana iraisampirenena B Corp dia ny fitantanana, ny vondrom-piaraha-monina, ny fiaraha-monina, ny fiaraha-miasa ary ny tontolo iainana. Isan’ny orinasa nahafeno ireo fepetra ireo
Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny kalitaom-pampianarana eo anivon’ny sekoly. Ho an’ny ESP BIG (Etablissement Supérieur Professionnel Specialisé en Informatique), tsy
Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity taona ity ny hetsika iraisampirenena antsoina ho: « Waka waka fetsival Madagascar 2023 » izay
Beach soccer, rugby soccer, tsipy kanetibe, lalao baolina kitra, fivoizana lakana anaty ranomasina, golf, ireo no santionany amin’ny taranja ara-panatanjahantena
Hiditra amin’ny andiany fahaenina amin’ity taona ity ny « Festival des baleines » izay fahita any amin’ny Nosy Boraha, Sainte
Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny alatsinainy 3 Jolay lasa teo ny fanolorana kadoa ho an’ireo voasarika tamin’ny Lalao’tsika
Nitohy tamin’ny fitoriana ny Filazantsara lehibe ivelan’ny efitrano teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy