Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 » andiany fahavalo, nampitondraina ny lohahevitra hoe : « Ny fikarohana sy fitondrana
DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8
« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano fiangonana ao Bemahatazana Miandrivazo SP 36. Mikarakara hetsika ara-pilazantsara lehibe
Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary fikatonan’ny fisoratana anarana ho amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC ny
Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31 isan-jato no mpifidy voasoratra anarana hatreto araka ny antontan’isa nampahafantarina
« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary,
Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday