Tanterahana eny amin’ny Gara Soarano mandritra ny roa andro ny fampiratiana mahakasika ny Fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara, nanomboka ny alakamisy 18 Mey izany ary hifarana kosa ny zoma 19 Mey.
IRAY VOLAN’NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY: Nitohy tamin’ny fampirantiana teny Soarano ny hetsika
Kitro ifaharan’ny toekarena ny indostria noho izy miteraka asa ho an’ny malagasy indrindra mampihena ny fiankinan-doha avy any ivelany satria raha ny fantatra, mahatratra 80 isan-jaton’ny fanjifana eto an-toerana dia
Amin’ny ankapobeny, ny sehatry ny findramam-bola sy ny lalam-bola dia isan’ny sakana amin’ny fandraharahana ary manginy fotsiny ny fiatrehana ny krizy ara-pahasalamana sy ny zava-misy maneran-tany. Maro anefa ny vehivavy
Tsy mbola nisy vahaolana mahafa-po momba ny fitakiana ny famoahana ny lalàna mikasika ny fizakan-tenan’ireo oniversite, toeram-pampianarana ambony sy ireo
Mifameno ny haino aman-jery nentindrazana sy ny an-tranokalam-pifandraisana amin’ny fanapariahana vaovao izay samy mitaky fahalalahana haneho hevitra hatrany. Ny asa
Laharana voalohany ! Io no kalitaon’ny cobalt sy nickel Malagasy izay vokarin’ny orinasa mpitrandraka harena ankibon’ny tany Ambatovy, eo anivon’ny
« Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny
« ANMCC, dimy taona niarovana ny mpamokatra malagasy ». Feno 5 taona katroka amin’ity taona 2022 ity ny nijoroan’ny Fahefam-pirenena miandraikitra ny