Miaro tena aho, ho fiarovako ny hafa. Notanterahana nandritra ny 18 volana ny tetikasa MITEHAFA izay niarahan’ny ONG Humanité & Inclusion sy ny Douleurs Sans Frontières ary ny SOS Villages
TETIKASA MITEHAFA: Faritra sivy eto Madagasikara no niasana nandritra ny herintaona sy tapany
« Miaraka anaty fahasamihafana ho fampandrosoana ny Oniversiten’Antananarivo », io no teny filamatry ny Profesora Randrianasolo Rivoarison, kandida ho Filohan’ny Oniversiten’Antananarivo. Tsiahivina fa ny 1 Febroary lasa teo izy no nanambara tamin’ny
Tafiditra tanteraka ao anaty tondrozotran’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny ministeran’ny Fizahantany ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany eto Madagasikara. Ampinga iray hahatongavana amin’izany fisian’ny « Tsenaben’ny Fizahantany ». Araka ny fampahafantarana nandritra ny
Tsy mihonona fotsiny amin’ny taranja ratovona ao an-tsekoly ny mpianatry ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpreteship and Management), misy ihany koa ny tetikasa izay
« Lova tsara apetraka ho an’ny taranaka faramandimby » io no teny filamatry ny Plateforme Etat Régional izay tafatsangana tamin’ny fomba ofisialy
Tontosa ny zoma 18 martsa teo teny Anjomakely ny Fivoriamben’ny Synad (Syndicat National des Administrateurs Civils de Madagascar) izay natrehan’ny
« Mila hadihadiana lalina ny vola nivoaka rehetra fa tsy tokony hihonona fotsiny amin’ny fampidirana am-ponja ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny
Niravona ny disadisa momba ilay raharaha « parking » eny Mahamasina sy ny manodidina. Tsy nandamoaka ny fihaonana tamin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo
Mendrika hasongadina ny sehatry ny hai-tao malagasy ahafahana mampivelatra ny harem-pamoronana sy ny kolontsaina eto an-toerana. Amin’ny alalan’ny « Tana design