Taorian’ny fanadihadiana momba ny Tondron’ny Fitantanana Ifotony ary ny fitantanam-bola ifotony notanterahan’ny avy eo anivon’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjarampahefana tohanan’ny PAPSP/Banky Iraisampirenena, ny alarobia 29 desambra lasa teo no
MINISTERAN’NY ATITANY SY NY FITSINJARAMPAHEFANA: Kaominina 698 no nahavitana fanadihadiana momba ny fitantanana ifotony
JIDIFFATO: Nanolotra fanampiana ara-bola ho an’ireo fianakaviana niharam-boina tao Soanierana Ivongo
Loza nisesisesy! Manoloana ny zava-nitranga mikasika ny faharendrehan’ny sambo MS Francia III tao Soanierana Ivongo ny 20 desambra lasa teo izay namoizana ain’olona 80 mahery, sy ny fianjeran’ny angidimby izay
Notanterahana teny Anosy ny alatsinainy 27 desambra lasa teo ny tatitra ampahibemaso ny kaonty momba ny fifidianana Loholona tamin’ny taona 2020 sy Ben’ny tanàna ary Mpanolon-tsaina tamin’ny fifidianana 2019. Nampahafantarin’ny
Niompana momba ny fanadiovana ny tetikasa « Schéma Directeur d’Assainissement Urbain à Madagascar » na SDAUM izay notanterahana nandritra 5 taona mahery. Nampiharina tamina tanan-dehibe 8 ny SDAUM ka Antsirabe no nosafidiana
Nofaranana ara-pomba ofisialy tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo mpifaninana ny andiany voalohany amin’ny Better tomorrow App Challenge 2021. Teny Antsahavola
Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny fananana diplaoma. Tsy latsa-danja amin’ireo
Mbola maro ny olona manana fahasembanana no tsy misitraka ny zony araka ny tokony ho izy eny anivon’ny fiaraha-monina eny,
“Siansa, fanoitran’ny fampandrosoana lovain-jafy”, io no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny faha-60 taona ny Fakiolte ny siansa eo anivon’ny oniversite
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy teny Tsiadana, omaly, ny famolavolana ny drafi-panajariana ny faritra na SRAT izay notanterahana tamin’ny alalan’ny atrikasa