“Ny ekipan’ny gazety MadaTopInfo dia manambara an-karihary fa tsy nisy ary tsy misy ny vaovao izay lazaina fa apariaka amin’ity rohy ity (https://www.madatopinfo.com/?p=5346) ka mahasaringotra olona ambony amin’izao fotoana izao.
ASA FANAOVAN-GAZETY: Melohina ny fanosoram-potaka an’ny MadaTopInfo
Notanterahana ny talata 17 Aogositra teny Faravohitra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana sy Ministry ny Fitsarana teo aloha, Johny Andriamahefarivo sy ny Ministra vaovao Imbiky Herilaza. Nialohavan’ny fifanaovan-tsonia
Tamim-piralahiana no nanatanterahan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandamaria (SEG) teo aloha, Jeneraly Ravalomanana Richard sy ny SEG vao voatendry ny alahady lasa teo, Jeneraly Gelle Serge ny famindram-pitantanana. Notontosaina ny alatsinainy
Ho fampiroboroboana ny mozika klasika eto amintsika, dia manomana kaonseritra ho an’ny mpankafy izany ny Madagascar Orchestra. Am-polony ny kaonseritra
Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny