Faly! Io avokoa no teny heno raha niloa-bava ireo ankizy, na ireo iray tampoha, indrindra moa ny ray aman-drenin’ireo kilonga manana fahasembanana, raha nitafa tamin’ny mpanao gazetinay. “Mitovy amin’ny olona
ONG MERCI SY AEA : Dibokafaliana ireo kilonga maro teny Tsiadana
Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny Fetim-pirenena izao dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny eo anivon’ny EMMO-NAT teny amin’ny Toby Ratsimandrava omaly 23 Jona mikasika ny fandaminana isan-tokony ny
Nanatanteraka fialamboly ho an’ny ankizy miisa 21 ny association enfants Antananarivo, AEA sy ny ONG Merci. Ny sabotsy 19 Jiona teo no natao izany teo amin’ny birao fiasan’ny AEA, eny
Manerana an’i Afrika no hanatanterahana ny fifaninana tetikasa izay karakarain’ny Orange nampitondraina ny anarana hoe: Prix Orange de l’Entrepreneur Social
Tafatsangana ny marainan’ny 8 Jiona teo ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, fokontany Loharanombato izay manana ny
Efa ho ELD na “employé à longue durée” ireo mpiasa 36 ECD na « employé à courte durée » an’ny Ministeran’ny
« Beyond all you are mine », fanambarana feno hafaliana manoloana ny ho avy manjavozavo. Hatraiza ny fetra! Hanao ahoana ny ampitso »,