Madatopinfo

 Flash Info

RANDRANA SENDIKALY: Mitaky ny hijerena vahaolana haingana mikasika sidina an’habakabaka

RANDRANA SENDIKALY: Mitaky ny hijerena vahaolana haingana mikasika sidina an’habakabaka

    RANDRANA SENDIKALY: Mitaky ny hijerena vahaolana haingana mikasika sidina an’habakabaka

Fahaverezan’asa, tsy fahampian’ny karama, ireo no isan’ny olana goavana mianjady amin’ireo mpiasa an’arivony eo amin’ny sehatry ny fitaterana an’habakabaka amin’izao fotoana izao. Eo anatrehan’izany dia « tokony misokatra ny lanitr’i Madagasikara

Lire l'article

PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

    PANTEKOTY ARSIDIOSEZY TOLIARY : Nahazo mangahazo iray gony ny Arseveka

Araka ny fampitam-baovaon’ny seraseran’ny missionnaires de la paix na MIP, ny alatsinainy 17 mai. «Nandeha nanatitra balahazo iray gony ho an’i Mgr Fulgence Rabeony, arsevekan’i Toliara, sy ho an’ny pretra,

Lire l'article

AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

    AHMADIYYA VITA RAMADAN : Nahazo ny anjara fanomezana na ny kristianina aza

Kristianina tokoa tsy manda fanomezana! “Savony, vary, sira, paty, lamba firakotra. Ireo no fanampiana azonay tamin’ny Fivavahana Silamo amin’izao vita Ramadan izao.” Io no filazan’ny renim-pianakaviana avy amin’ny finoana kristianina

Lire l'article

TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

    TONTOLO IAINANA SY FAMPANDROSOANA LOVAINJAFY : Nananteraka aro afo ny voly hazo ireo mponin’ny Mafaijijo, Maintirano

« Anio no ezaha ho vitaina ireo zanakazo tsy vita aro afo taminy fanokafana aminy fomba ofisialy tamin’ity taona 2021 ity. Nifampitaona an’ny kaominina Mafaijijo ny vatandelahy rehetra sy ny

Lire l'article

FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

    FITSABOANA NENTIM-PAHAZARANA ANKADIKELY ANTANETY ATSIMO : Taolana tapaka efa potika mikarepoka tafaverin’i Dédé mpanotra

Noho ny fanasoavana ny mpiara-belona, tahaka ireo karazana fitsaboana na tambavy nentim-paharazana, fianakaviana iray mpanotra no mijoro vavolombelona amin’ny fanomezan-kasina

Lire l'article

ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

    ORINASA ORANGE: Hampiroborobo ny tetikasa famokarana ny angovo azo havaozina

Maro loatra ny olana ateraky ny fampiasana ireny fitaovana mandeha amin’ny solika fandrehatra ireny indrindra eo amin’ny lafiny ara-tontolo iainana.

Lire l'article

ANOSIZATO ATSINANANA: Nahazo kianja filalaovam-baolina tamin’ny alalan’ny M’Hetsika MVola

    ANOSIZATO ATSINANANA: Nahazo kianja filalaovam-baolina tamin’ny alalan’ny M’Hetsika MVola

Isan’ny toerana ahitana ankizy sy tanora maro iny amin’iny faritra Anosizato sy ny manodidina iny. Mampitaraina ny ankamaroan’izy ireo anefa

Lire l'article

FONDATION AXIAN – ORINASA TOM: Sekoly maro no hisitraka ny fandaharanasa « Madio Tom »

    FONDATION AXIAN – ORINASA TOM: Sekoly maro no hisitraka ny fandaharanasa « Madio Tom »

Antoka iray mahatsara ny voka-panadinana eny anivon’ireny sekoly ireny ny fahadiovana. Isan’ny olana anefa ny tsy fahampiana sy tsy fisian’ny

Lire l'article

NOTANDINDOMINDOZA NY TSENA ZAIMAIKA : Faty nikararana no heverina nitranga tamin’ny fotodrafitr’asa teo aloha

    NOTANDINDOMINDOZA NY TSENA  ZAIMAIKA : Faty nikararana no heverina nitranga tamin’ny fotodrafitr’asa teo aloha

77. Ireo no isan’ny andry voatery natsangan’ny “association Miel” niainga avy any ifotony, raha ny angom-baovaon’ny mpanao gazetinay teny an-toerana,

Lire l'article

MVOLA AVANCE: Hatramin’ny 1.000.000 ariary no vola azo indramina

    MVOLA AVANCE: Hatramin’ny 1.000.000 ariary no vola azo indramina

Mahazo tombony indray ny mpikirakira ny servisy MVola manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny MVola Avance. Vaovao be indray no atolotry

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930