Araka ny Didim-panjakana navoakan’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana ny 11 Jona 2024, izay manambara fa andro tsy hiasa nefa andraisan-karama manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny datin’ny
MPINO SILAMO ETO MADAGASIKARA: Nivavaka manokana ho an’ny firenena nandritra ny Eid Al-Adha
Isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena eto Madagasikara fanomezana sehatra ho an’ireo mpandraharaha. Taorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny ady teo amin’i Ukraine sy Rosia izay nampidangana
Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa. Ny 14 sy 15 ary ny 16 Jona ho avy
Raha ny 22 mey no voatokana ho “Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina”, ho an’i Madagasikara dia notanterahana tao amin’ny Saha Maintsoanala, Mandraka ny fanamarihana ofisialy ny notanterahina ny zoma 31
Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo
Notanterahana teny amin’ny Andraharo ny tolakandron’ny alakamisy 2 Mai ny fampahafantaran’ny Federasiona Malagasy misahana ny Baolina kitra na ny FMF
Ho fampiroboroboana ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara, hanampy ny tontolon’ny fandraharaharana ny Mizunami Africa Fondation sy ny Nexta amin’ny
Moniteur de Padel depuis 2014, et joueur depuis 2008, le coach international français basé en Espagne, Julien Bondia, est à
Mivoatra hatrany ny tranga ara-pifidianana sy ny tontolo manodidina izany eto amin’ny firenentsika ankehitriny. Manoloana izany indrindra dia manamafy sy
Amin’izao fotoana izao, mananika ny 13 tapitrisa ireo mpanjifa 034 sy 038 ao anatin’ny fianakaviamben’ny MVola izay ahafahan’ny mpanjifa mandefa