Tsikaritra tato anatin’ny herinandro nisesisesy izay fa niverina nihamaro indray ny isan’ny olona mitondra ny valan’aretina Covid-19 eto amin’ny Faritra Analamanga. Manoloana izany indrindra, dia mitohy ary hentitra kokoa ny
ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra
Manana anjara toerana lehibe eto amin’ny firenena ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM. Noho izany dia tsy mitsahatra ny mitondra ny anjara birikiny izy ireo ny amin’ny fisian’ny
Mitontongana ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Afrika. Raha ho an’i Madagasikara manokana, maro ny mpampianatra taranja EPS (Education Physique et Sportive) no tsy manana mari-pahaizana mikasika izany, eo koa ny tsy
Raha vao migadona tahaka izao ny volana febroary dia ao an-tsaina avy hatrany ny fetin’ny mpifankatia izay marihana isaky ny 14 febroary. Amin’ity taona 2021, nanomana hetsika goavana sy miavaka
Velirano laharana fahadimy an’ny Kaominina Antananarivo renivohitra (CUA) ny fametrahana ny toerana ho an’ny tanora ahafahana mampiroborobo ny fanatanjahantena. Ho
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit) ny amin’ny fanampiana
“Indro havaoziko ny zavatra rehetra!”. Io no mahalaza ny fanamboarana tanteraka hatrany ifotony indray ny trano fivarotana hani-masaka eo Ambodifilao.
Maro tokoa ny tanora no liana amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Isan’ny sakana ho azy ireny anefa ny tsy fananana
Hatramin’izay 18 taona nijoroan’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management izay, tsy nitsaha-nivoatra ny kalitaon’ny tontolon’ny