Manodidina ny 40 taona izao no nisian’ny fikambanana iraisampirenena CBM (Oraganisation internationale chrétienne Christoffel Blindenmission) teto Madagasikara. Nandritra izay, tsy nitsaha-nikaro-bahaolana hatrany ny fikambanana hampiroboroana ny zon’ny olona manana fahasembanana
FIKAMBANANA CBM: Hanamafy ny fanohanana ny olona manana fahasembanana ato anatin’ny 5 taona ho avy
Notanterahana teny Antanimena ny 17 sy 18 septambra ny atrikasa fanentanana sy fanofanana momba ny fanaovan-gazety siantifika ho an’ireo vehivavy
Notanterahana ny alakamisy lasa teo teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny fikaonandohan’ny antoko politika sy ny Vovonan’ny Parlemantera. Maro ny
Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion,
Nandritra ny roa herinandro no niatrehan’ny mpifaninana anankiroa, Andao Company sy Crédit Carat ny dingana famaranana momba ilay fifaninanana tetikasa
Ny alakamisy 10 Septambra ho avy izao no hiatrika ny dingana famaranana manoloana ny mpitsara ireo mpifaninana 10 amin’ny Prix