Isan’ireo Distrika ahitana olona maro mitondra ny valanaretina covid-19 ny ao amin’ny Distrikan’i Moramanga. Na dia izany aza anefa dia tsy miady irery izy ireo fa naneho ny ny fahavononany
DISTRIKA MORAMANGA: Tokantrano 145 nahazo tohana ara-tsakafo
Le confinement n’a pas réussi a freiner la promotion de la culture. Malgré la situation actuelle, la fête de la musique sera dignement célébrée à l’Alliance française d’Antananarivo. La fête
Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana hiadiana tanteraka amin’ny areti-mandripaka Coronavirus isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao . Manoloana izany, tsy nitazam-potsiny ny Orange Solidarité Madagascar fa nandray anjara mavitrika
FIATREHANA NY COVID-19: Olona 400 no nisitraka ny tohana ara-tsakafo avy amin’ny « Opération Smile »
Tamin’ny taona 2007 no nanomboka teto Madagasikara ny « Opération Smile » izay vondrona miahy sy miaro ny olona manana fahasembanana eo
Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa hatrany ny banky BMOI hatramin’izay taona maro nijoroany izay, na amin’ny lafiny
Teny amin’ny Tsenan’Anosibe no nanombohan’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny delegasiona niaraka taminy ny fanatanterahana ny fidinana
Le prix du pétrole rebondira en raison des réductions de production de l’Opep. Or le Premier Ministre Christian Ntsay a
Isan’ny vokatra tena ankafizin’ny Malagasy ny zava-pisotro « THB » vokarin’ny orinasa Star indrindra rehefa misy fety sy fifaliana. Hiavaka ny fanamarihana