Hahafahana manamari-toerana ny ariary, apetraka any amin’ny banky any ivelany ny volamena manana kalitao Or monétaire raha ny fanazavana teo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara androany teny Antaninarenina nandritra ny tafa
BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA: Manodidina ny 8 taonina ny tahirim-bolamena, iray taonina no eto an-toerana
10 taona izay no sisian’ny Fibre optique Telma teto Madagasikara ary mahatratra 12.000 kilaometatra ny halavirany. Tsy mitsahatra ny mikaroka sy manolotra vokatra vaovao hanomezana fahafaham-po ny mpanjifany ny Telma
Raha ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny volana Jona 2018, 18 isan-jato ny tahan’ny fikirakirana ny banky tamin’ny faran’ny taona 2017. Amin’ireo banky 4 voasokajy ho lehibe eto Madagasikara, nahatratra
Ho fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny IMC
22 isan-jato mahatonga ny fahafatesana’ny olona dia vokatry ny loto avokoa raha ny tarehimarika navoakan’ny Fikambanana iraisampirenena misahana ny fahasalamana
Tamin’ny taona 1992 no nankatoavina ny Didim-panjakana momba ny Fampifaneranana ny Fampiasam-bola amin’ny Tontolo iainana (FFTI) na ny MECIE (Mise
Firenena maherin’ny 190 no nandray anjara tany Athènes, Grèce ny 26 ka hatramin’ny 29 Septambra lasa teo tamin’ilay fifaninanana « First
« Haresaka i Toamasina », izay no azo hamehezana ny hetsika goavambe izay karakarain’ny Makua Entertainment sy ny Telma Madagascar antsoina hoe:
Fort du succès de la première édition en 2023, le « Festival des Pirates » revient pour une deuxième édition
Isan’ny mahasarika vahiny eto Madagasikara ny fananany karazana nahandro mampiavaka ny isam-paritra amin’ny alalan’ny fampiasana sakafo toy ny legioma, ny